Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zorisaday
Nomery 1 : 6
6 ny avy amin’i Simeona dia Selomiela, zanak’i Zorisaday;
Nomery 2 : 12
12 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’i Simeona; ary ny lohan’ny taranak’i Simeona dia Selomiela, zanak’i Zorisaday;
Nomery 7 : 36
36 Ary tamin’ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak’i Zorisaday, lohan’ny taranak’i Simeona, no nanatitra.
Nomery 7 : 41
41 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona;[25] ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday.
Nomery 10 : 19
19 Ary Selomiela, zanak’i Zorisaday, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Simeona.
Leave a Reply