Inona no lazain’ny baiboly Zoara – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zoara

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zoara

Nomery 1 : 8
8 ny avy amin’Isakara dia Netanela, zanak’i Zoara;

Nomery 2 : 5
5 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’Isakara; ary ny lohan’ny taranak’Isakara dia Netanela, zanak’i Zoara;

Nomery 7 : 18
18 Ary tamin’ny andro faharoa dia Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’Isakara, no nanatitra.

Nomery 7 : 23
23 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona;[18] ireo no fanatitr’i Netanela, zanak’i Zoara.

Nomery 10 : 15
15 Ary Netanela, zanak’i Zoara, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’Isakara.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *