Inona no lazain’ny baiboly Zoana – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zoana

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zoana

Nomery 13 : 22
22 Dia niakatra tao amin’ny tany atsimo izy ka nankany Hebrona; ary teo Ahimana sy Sesay ary Talmay, teraky ny Anakita. (Ary Hebrona dia voaorina fito taona talohan’i Zoana any Egypta.)

Ezekiela 30 : 14
14 Handrava an’i Patrosa Aho Sy hampirehitra afo any Zoana, Ary hotanterahiko ny fitsarana an’i No;

Isaia 19 : 11
11 Efa adala mihitsy ny mpanapaka any Zoana; Hevi-poana no avoak’izay hendry indrindra amin’ny mpanolotsain’i Farao; Ahoana no ilazanareo amin’i Farao hoe: Zanak’olon-kendry aho sady taranak’ireo mpanjaka fahagola?

Isaia 19 : 13
13 Efa adala ny mpanapaka any Zoana, Efa voafitaka ny mpanapaka any Memfisa;[102] Ary efa nampivembena an’i Egypta ireo fehizoron’ny fireneny.

Isaia 30 : 4
4 Fa tonga any Zoana ireo lehibeny, Ary tonga any Hanesa ny irany.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *