Inona no lazain’ny baiboly zezika – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly zezika

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zezika

Isaia 25 : 10
10 Fa hipetraka amin’ity tendrombohitra ity ny tànan’i Jehovah, Ary Moaba hohosihosena ao amin’izay itoerany, Dia tahaka ny fanosihosena ny mololo miavosa amin’ny rano ao am-pahitra;

Lioka 13 : 8
8 Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin’ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika;

Lioka 14 : 35
35 Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian’ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *