Inona no lazain’ny baiboly Zera – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zera

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zera

Genesisy 36 : 13
13 Ary izao no zanakalahin’i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin’i Basemata, vadin’i Esao.

Genesisy 36 : 17
17 Ary izao no zanakalahin’i Regoela, zanak’i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin’i Regoela tany amin’ny tany Edoma; ireo no zanak’i Basemata, vadin’i Esao.

1TANTARA 1 : 37
37 Ny zanakalahin’i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.

Genesisy 36 : 33
33 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak’i Zera avy tany Bozra.

Nomery 26 : 13
13 avy tamin’i Zera ny fokon’ny Zerita; avy tamin’i Saoly ny fokon’ny Saolita.

1TANTARA 4 : 24
24 NY zanakalahin’i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,

1TANTARA 6 : 21
21 zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Joela, zanakalahin’i Azaria, zanakalahin’i Zefania,

1TANTARA 6 : 41
41 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone.

2TANTARA 14 : 15

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *