Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zela
Josoa 18 : 28
28 sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata[53]: tanàna efatra ambin’ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina araka ny fokony.
2SAMOELA 21 : 14
14 Ary ny taolan’i Saoly sy Jonatana zanany dia nalevin’ny olona tao amin’ny tanin’ny Benjamina tao Zela, tao amin’ny fasan’i Kisy rainy; ary dia vitany izay rehetra nandidian’ny mpanjaka. Ary nony efa vita izany, dia neken’Andriamanitra ny fifonana natao ho an’ny tany.
Leave a Reply