Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zava-manitra
Lioka 24 : 1
1 Fa nony maraina koa tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.
Marka 16 : 1
1 ARY rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin’i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin’i Jesosy.
Leave a Reply