Inona no lazain’ny baiboly zava-baovao – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly zava-baovao

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zava-baovao

2Korintiana 5 : 17
17 Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.

Isaia 42 : 9
9 Ny amin’ny zavatra taloha, dia indreo, efa miseho; Ary zava-baovao kosa no toriko izao; Na dia tsy mbola miposaka aza ireny, Dia ambarako aminareo.

Apokalipsy 21 : 1
1 ARY nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony.

Romana 10 : 9
9 satria raha manaiky an’i Jesosy ho Tompo amin’ny vavanao hianao ary mino amin’ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin’ny maty, dia hovonjena hianao.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *