Inona no lazain’ny baiboly zanaky ny fijangajangana – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly zanaky ny fijangajangana

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zanaky ny fijangajangana

Levitikosy 20 : 10
10 Ary ny lehilahy mijangajanga amin’ny vadin’olona, dia izay mijangajanga amin’ny vadin’ny namany, hatao maty tokoa, na ny mila, na ny ilainy.

Hosea 4 : 1 – 2
1 MIHAINOA ny tenin’i Jehovah, hianareo Zanak’Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin’ny mponina amin’ny tany, Satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an’Andriamanitra eo amin’ny tany,
2 Fa fianianana sy lainga sy vonoana Sy halatra sy fijangajangana kosa, Eny, manao an-keriny izy[18] ka mifanontona ny fandatsahan-dra.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *