Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zaanaima
Josoa 19 : 33
33 Ary ny fari-taniny dia hatrany Halefa ka hatramin’ny hazo terebinta ao Zananima sy hatrany Adami-hanekeba sy Jabniela ka hatrany Lakoma, ka dia nihatra an’i Jordana,
Mpitsara 4 : 11
11 Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin’ny Kenita izay avy amin’ny taranak’i Hobaba, zao-dahin’[13] i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin’ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan’i Kadesy.
Leave a Reply