Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zeboima
Genesisy 10 : 19
19 Ary ny fari-taninâny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikinâi Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikinâi Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima.
Genesisy 14 : 2
2 dia nandeha izy ireo ka nanafika anâi Bera, mpanjakanâi Sodoma, sy Birsa, mpanjakanâi Gomora, sy Sinaba, mpanjakanâi Adma, sy Semebera, mpanjakanâi Zeboima, ary ny mpanjakanâi Bela (dia Zoara izany).
Genesisy 14 : 8
8 Dia nivoaka ny mpanjakanâi Sodoma sy ny mpanjakanâi Gomora sy ny mpanjakanâi Adma sy ny mpanjakanâi Zeboima ary ny mpanjakanâi Bela (dia Zoara izany) ka nilahatra hiady aminâireo teo an-dohasahanâi Sidima,
Deoteronomia 29 : 23
23 dia hiteny ny firenena rehetra hoe: Nahoana Jehovah no dia nanao toy izany taminâity tany ity? Inona no hevitry ny firehetanâizao fahatezerana lehibe izao?
Hosea 11 : 8
8 Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima, Na ho fanolotra anao, ry Isiraely! Hataoko ahoana e no fanao anao ho tahaka anâi Adma! Hataoko ahoana e no fametraka anao ho tahaka anâi Zeboima! Onena ny foko, Mafy loatra ny alaheloko.
1SAMOELA 13 : 18
18 ary ny iray toko nizotra ho any aminâny lĂ lana mankany Beti-horona; ary ny iray toko kosa nizotra ho any aminâny lĂ lana mankany aminâny fari-tany manatrika ny lohasaha Zeboima tandrifinâny efitra.
Nehemia 11 : 34
34 sy Hadida sy Zeboima sy Nebala
Leave a Reply