Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zafikeliny
Ohabolana 17 : 6
6 Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; Ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
Salamo 128 : 6
6 Eny, hahita ny zafinao anie hianao; Fiadanana anie ho aminâny Isiraely.
Ohabolana 13 : 22
22 Ny tsara fanahy mahenina lova ny zafiny; Fa ny harenâny mpanota kosa voatahiry ho anâny marina.
Isaia 59 : 21
21 Raha Izaho, dia izao no fanekeko aminy, hoy Jehovah: Ny Fanahiko Izay ao aminao Sy ny teniko izay nataoko teo am-bavanao Dia tsy hiala aminâny vavanao, Na aminâny vavanâny taranakao, Na aminâny vavanâny taranaky ny taranakao, Hatraminâizao ka ho mandrakizay, hoy Jehovah.
Deoteronomia 4 : 9
9 Kanefa kosa mitandrema hianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitanâny masonao, ary andrao miala aminâny fonao izany, aminâny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,
1Timoty 5 : 3 – 4
3 Omeo voninahitra ny mpitondratena izay efa mpitondratena tokoa.
4 Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, aoka ireo hianatra aloha haneho izay toe-panahy araka anâAndriamanitra aminâny ao an-tranony ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa izany no ankasitrahana eo anatrehanâAndriamanitra.
Eksodosy 20 : 5
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray aminâny zanaka hatraminâny zafiafy sy ny zafindohalika, dia aminâizay mankahala Ahy;
Leave a Reply