Inona no lazain’ny baiboly zionisma – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly zionisma

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zionisma

Galatiana 3 : 28
28 Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany hianareo rehetra ao amin’i Kristy Jesosy.

Efesiana 2 : 8 – 10
8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra;
9 tsy avy amin’ny asa, fandrao hisy hirehareha.
10 Fa asany isika, voaforona tao amin’i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin’Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy.

Jakoba 2 : 20 – 24
20 Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?
21 Tsy nohamarinina tamin’ny asa va Abrahama razantsika tamin’ny nanaterany an’Isaka zanany teo ambonin’ny alitara?
22 Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa;
23 ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: ,,Ary Abrahama nino an’Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany’’ (Gen. 15.6), ary natao hoe ,,Sakaizan’Andriamanitra’’ izy (Isa. 41.8).
24 Koa dia hitanareo fa hamarinina amin’ny asa ny olona, fa tsy amin’ny finoana ihany.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *