Inona no lazain’ny baiboly Zimry – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zimry

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zimry

Nomery 25 : 8
8 dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin’ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin’ny Zanak’Isiraely.

Nomery 25 : 14
14 Ary ny anaran’ilay lehilahy Israelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak’i Salo, lohan’ny fianakaviana tamin’ny Simeonita.

1MPANJAKA 16 : 20
20 Ary ny tantaran’i Zimry sisa mbamin’ny fikomiany, tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Isiraely va izany?

2MPANJAKA 9 : 31
31 Ary nony niditra teo am-bavahady Jeho, dia hoy Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo?

1TANTARA 2 : 6
6 Ary ny zanakalahin’i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.

1TANTARA 8 : 36
36 Ary Ahaza niteraka an’i Joada; ary Joada niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’i Moza;

1TANTARA 9 : 42
42 Ary Ahaza niteraka an’i Jara; ary Jara niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’i Moza;

Jeremia 25 : 25
25 ary ny mpanjaka rehetra any Zimry sy ny mpanjaka rehetra any Elama ary ny mpanjaka rehetra any Media,

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *