Inona no lazain’ny baiboly Zima – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zima

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zima

1TANTARA 6 : 20
20 zanakalahin’i Zofa, zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Mahata, zanakalahin’i Amasay,

1TANTARA 6 : 42
42 Ary ny taranak’i Arona nomeny an’i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy

2TANTARA 29 : 12
12 Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak’i Amasay, sy Joela, zanak’i Azaria, tamin’ny taranaky ny Kehatita; ary tamin’ny taranak’i Merary dia Kisy, zanak’i Abdia, sy Azaria, zanak’i Jehalalila; ary tamin’ny Gersonita dia Joa, zanak’i Zima, sy Edena, zanak’i Joa;

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *