Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zera
Genesisy 36 : 13
13 Ary izao no zanakalahināi Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahināi Basemata, vadināi Esao.
Genesisy 36 : 17
17 Ary izao no zanakalahināi Regoela, zanakāi Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamināi Regoela tany amināny tany Edoma; ireo no zanakāi Basemata, vadināi Esao.
1TANTARA 1 : 37
37 Ny zanakalahināi Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
Genesisy 36 : 33
33 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanakāi Zera avy tany Bozra.
Nomery 26 : 13
13 avy tamināi Zera ny fokonāny Zerita; avy tamināi Saoly ny fokonāny Saolita.
1TANTARA 4 : 24
24 NY zanakalahināi Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly,
1TANTARA 6 : 21
21 zanakalahināi Elkana, zanakalahināi Joela, zanakalahināi Azaria, zanakalahināi Zefania,
1TANTARA 6 : 41
41 Fa ny saha momba ny tanĆ na sy ny vohiny kosa nomeny anāi Kaleba, zanakāi Jefone.
2TANTARA 14 : 15
Leave a Reply