Inona no lazain’ny baiboly zava-manitra – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly zava-manitra

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zava-manitra

Lioka 24 : 1
1 Fa nony maraina koa tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.

Marka 16 : 1
1 ARY rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin’i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin’i Jesosy.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *