Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany zava-bita
1Jaona 4 : 1
1 RY malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin’izao tontolo izao.
1Jaona 2 : 15
15 Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
Leave a Reply