Inona no lazain’ny baiboly Zakora – Ny andininy rehetra ao amin’ny Baiboly Zakora

Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Zakora

1TANTARA 24 : 27
27 Ny zanakalahin’i Merary tamin’i Jazia dia Beno sy Sohama sy Zakora ary Ibry.

1TANTARA 25 : 2
2 Tamin’ny zanakalahin’i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak’i Asafa, nofehezin’i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan’ny mpanjaka azy.

1TANTARA 25 : 10
10 ny fahatelo an’i Zakora, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo;

Nehemia 12 : 35
35 ary ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora, zanak’i Asafa,

Nehemia 3 : 2
2 Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak’Imry.

Comments

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *