Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany Weather
Matio 16 : 3
3 Ary nony maraina, dia hoy hianareo: Ho ratsy ny andro, fa mena sy manjombona ny lanitra. Fantatrareo ny hamantatra ny tarehin’ny lanitra, fa ny famantarana ny fotoana dia tsy hainareo.
Joba 37 : 9
9 Avy any atsimo[132] ny tadio, Ary entin’ny rivotra avy any avaratra[133] ny hatsiaka.
Joba 37 : 17
17 Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, Raha migaingaina ny andro azon’ny rivotra avy any atsimo,
Leave a Reply