Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany vorondolo
Isaia 34 : 11
11 Fa ho zara-tanin’ny sama sy ny sokina izy, Ny vorondolo lehibe sy ny goaika dia hitoetra ao; Ary hohenjaniny eo aminy ny famolaina fikorontanana Sy ny pilao fahafoanana.
Salamo 102 : 6
6 Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.
Levitikosy 11 : 17
17 ary ny vorondolo sy ny manarana sy ny vorondolo lehibe
Isaia 34 : 14
14 Ny bibi-dia any an-efitra hihaona amin’ny kary;[173] Ary ny osilahy[174] hiantso ny namany; Ary ilay mandehandeha amin’ny alina[175] hitoetra any Ka hahita fitoerana ho azy.
Leave a Reply