Ireo no Andininy ao amin’ny Baiboly miresaka momba izany vorona manidina
Matio 6 : 26
26 Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va hianareo?
Joba 38 : 41
41 Iza moa no manome hanina ny goaika, Raha mitaraina amin’Andriamanitra ny zanany Ka mirenireny tsy mahita hanina?
Leave a Reply